Teny iditra | 1 kivarivary |
Fototeny | 2 vary |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsilalaon' ny ankizy manao nahandrohandro ka vovoka no ataony solon' ny vary |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#341] Jeu des enfants s’amusant à simuler de petits repas, soit avec des comestibles, soit avec du sable |
Ohatra |
6 Nilalao teo amin' ilay nosy kely mandra-paharivan' ny andro izahay, nanao tsindriandriana, kivarivary. [2.5#49] |
Voambolana |
7 Kilalao |
Tsipelina hafa | 8 tsivarivary |
Fivaditsoratra | 9 kiraviravy, kivarivary |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |