|
|
|
|

Teny iditra1  kizaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fiteny amim-pahasiahana, na somary mandatsa sy maneso; famelivelezana, fandevilevena mafy, faniniana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] reproach, mockery
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#341, 1.8] reproche, raillerie
6  [1.3#341] moquerie, mépris. critique
Ohatra  7  Ny kizaka dia teny tezitra feno fanesoana sy faniniana ary fanomezan-tsiny. [2.643#]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  13  akizak, kizaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21