|
|
|
|

Teny iditra1  kobanina
Fototeny  2  kobana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atsikebona ka miloatra daholo ny loto ao aminy: Nokobanin' ny ankizy ny rano tao am-pantsakana ka naloto
Hetsiketsehina: Kobany ao anaty barika ny rano hanasana azy
Ahontsankontsana: Kobano ny fanafody alohan' ny hisotroana azy
(lamba sasana) Atsoboka ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony: Kobanina ny lamba rehefa vita ny fikosehana azy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#344] Qu'on agite, qu’on trouble, qu’on remue dans un récipient. Nokooanin’ ny mpandeha ny rano ka tsy azo sotroina. Les passants ont troublé l’eau, et elle n’est pas potable
Ohatra  6  Amin'ny farany, kobanina ny lamba mba ho lasa ny ranon-davenona. [2.117#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny kobanina io

Fivaditsoratra  12  ankabony, an-kobany, bankonay, ikobanan, kinobana, kobanina, nabaikon, nakobany, nanakibo, naniboka, nibonaka, nikobana, nobakain, nobinaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28