Teny iditra | kofina | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Mitelinjavatra ka mifotroaka any an' orona [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Qui avale de travers et tousse [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
Tsipelina hafa | kofona | |||
Teny iditra | kofìna | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Vatampaty [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Cercueil [1.3] | |||
Ny fihaviany | Anglisy: coffin. | |||
Fivaditsoratra | fanôky, finako, fokany, kofina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |