Teny iditra | kofona | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Mitelinjavatra ka mifotroaka any an' orona [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | the act of choking on food [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | action d'avaler de travers et tousser [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Tsipelina hafa | kofina | |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny kofona io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |