Teny iditra kofina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mitelinjavatra ka mifotroaka any an' orona [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay qui avale de travers et tousse [Abinal 1888]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra kofìna
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vatampaty [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay cercueil [Abinal 1888]
Ny fihaviany Anglisy: coffin.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31