Teny iditra | 1 kohona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Famoahana feo any an-tenda mikombom-bava, ho marika fampahafantarana tsy fahafaliana na hasosorana. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#347] Grognement sourd, murmure entre les dents |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 9 ahonko, akohon, ankoho, hanoko, kohona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |