Teny iditra (1/2) | 1 mikohona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mimonomonona, mimoimoy, mingonongonona: Mikohona foana io Rangahy io |
Fototeny | 4 kohona |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 mikohòna |
Sokajin-teny | 10 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikohona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3] |
Fototeny | 13 kohona |
Fivaditsoratra | 14 hinomako, hokamoin, homaniko, ikohonam, komohina, mañohoky, mikohòna, mikohona, nahimoko, nihomoka, nokaohim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/14 |
![]() |