Teny iditra (1/2) | 1 koja |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojan-tokantrano Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojany rehetra izao. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#348] Soins minutieux, attentions fines, délicates |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 7 kojakoja |
Teny iditra (2/2) | 8 koja |
Sokajin-teny | 9 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Tanala]
kosa : Anareo koza ka ba mañisy an'io ango valaña io (Ianareo kosa aza mba manao io teotra ratsinareo io) |
Fivaditsoratra | 11 jako, koja |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/28 |