Teny iditra koko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny hanina sisa tafaraikitra amin' ny vody vilany, kikim-bilany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] the scab of a wound, the crust of a bread [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay le reste des mets qui adhère à la marmite [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra koko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihasimban'ny teny hoe kohokoho [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay corruption de kohokoho [Abinal 1888]

Teny iditra kôkô
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy voan' ny voanio [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31