|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  koko
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny hanina sisa tafaraikitra amin' ny vody vilany, kikim-bilany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Provincial] the scab of a wound, the crust of a bread
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] le reste des mets qui adhère à la marmite
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Anarana :

Teny iditra (2/3)8  koko
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Fihasimban'ny teny hoe kohokoho
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3] corruption de kohokoho

Teny iditra (3/3)12  kôkô
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] voan' ny voanio
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.196] [Merina] Fruit du Palmier Cocos nucifera L. (Arecaceae) Son véritable nom est voanio et l'arbre lui-même s'appelle nio. Le lait de coco de la noix immature s'appelle kijavo
Voambolana  16  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  17  koko, kôkô

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/30