Teny iditra | 1 koletaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fijanonana noho ny fahatrotrahana ka tsy mahatsangana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] action de s’arrêter, de faire halte par suite de fatigue ou de maladie |
Fototeny | 5 letaka |
Fivaditsoratra | 6 atokelak, koletaka, tokelaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |