| Teny iditra (1/4) | 1 letaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fahalemena sy tsy fahazakana ny tena; fidabohana tsy tafarina intsony
4 fipetrapetrahana fotsiny any an-tranon' olona [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 action de s'affaisser sur soi
6 figuré: action de rester toujours chez quelqu'un 7 figuré: action de se désister [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 15 letaka |
| Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 [Provincial] upturned, as the end of the nose. Compare lesoka
[1.2] |
| Teny iditra (3/4) | 18 letaka |
| Sokajin-teny | 19 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 [Provincial] a provincial word for raikitra, also for maty
[1.2] |
| Teny iditra (4/4) | 21 letaka |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 (dialecte non précisé). Nom d'un arbre dont le bois est mou et jaunâtre quand il est encore jeune. D'après le Firaketana Malagasy.
[1.196] |
| Voambolana | 24 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 25 latake, letaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/06 |
|