|
|
|
|

Teny iditra1  koletaka
Fototeny  2  letaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fijanonana noho ny fahatrotrahana ka tsy mahatsangana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] action de s’arrêter, de faire halte par suite de fatigue ou de maladie

Fivaditsoratra  6  atokelak, koletaka, tokelaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20