Teny iditra (1/2) | 1 kolokoloina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karakaraina, kajakajaina, atao izay hahasoa azy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be well taken care of |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on soigne, dont on s'occupe |
Fototeny | 6 kolokolo |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 kolokoloina |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Antsoina amin' ny alalan' io teny io: Kolokoloy irerỳ vorontsiloza irerỳ fa lasa any anaty hazo |
Fototeny | 14 kolokolo |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 19 ikolokoloan, kolokoloina, nikolokoloa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |