|
|
|
|

Teny iditra1  koly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana
Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatamtiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray koly indray Rakoto
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  5  kolikoly
Mpanahaka  6  tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  8  kilo, koly, loky, Loky, olik

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31