|
|
|
|

Teny iditra1  kombarika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hazo atao amin' ny rindrina toy ny talantalana mba hahafahana mandalotra na mianika; matetika koa anefa dia ny lavaka itsofohan' io hazo io amin' ny rindrina no maro mpanao hoe kombarika, na dia efa manana ny anarany aza io, dia ny hoe "lava-kombarika"
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a scaffold; holes for fastening scaffolding
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] échafaudage, trous pour fixer un échafaudage
Tovy hevitra  6  kombarina
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10