Teny iditra | lavakombarika (lavaka, kombarika) | ||
Sokajin-teny | fomba fiteny | ||
Fandikana anglisy | (lava-kombarika) holes in a wall in which supports are put for a scaffolding [Richardson 1885] | ||
a hole for fastening scaffolding [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | trou pour fixer un échafaudage [Hallanger 1974] | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Teny iditra | Lavakombarika | ||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra) | ||
Mpanoratra | Ratsifandrihamanana Clarisse, 1979 | ||
Fanonta printy | 1979. Librairie Mixte. Takila: 144. | ||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||
Lahatsoratra | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |