Teny iditra konka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Antitra [1.78]
 Antitra be, tranainy dia tranainy, ela: Hazo konka
Mitovy hevitra: goga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Old, worn out (trivial) cf. tonta [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vieux, usé (trivial); cf. tonta [1.8]

Teny iditra konka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Hantsana, tevana [1.78]
  [Bezanozano] Tevana, loaka [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31