Teny iditra |
goga
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | Antitra izaitsizy, tranainy, efa ela dia ela: Efa goga marina Ingahy Rainikoto fa efa dimy amby zato taona
[Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | aged. See konka, antitra. [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | [Tankarana]
vieux. [David 1952 (takila G)]
|
|
Teny iditra |
goga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Betsileo]
vodihazo ngeza niongotra: Fairo ateto ny goga fa hamindroañe se aliña (Ento eto ny vodihazobe hatao kitay hamindroana raha alina) [Rakotosaona 1975]
|
Fandikana frantsay | [Betsileo]
(de l'adjectif goga : vieux, très âgé, antique) en général, souche des arbres restant dans les prairies soumises aux feux périodiques.
[Boiteau 1997]
|
|
Teny iditra |
goga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana frantsay | [Betsileo]
(de l'adjectif goga : vieux, très âgé, antique)
Eugenia sp. (Myrtaceae) (Identité déjà signalée par Baron et Richardson). Petit arbre à fruits comestibles. Restant souvent sous forme de souche calcinée dans les prairies brûlées. Devenu très rare.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Eugenia sp. |
|
Teny iditra |
Goga
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fandikana anglisy | Goga [Baiboly]
|
| Gog [Baiboly]
|
Fandikana frantsay | Gog [Baiboly]
|
Voambolana |
Teny nalaina |
|