Teny iditra (1/2) | 1 konka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
antitra 4 [1.1] Antitra be, tranainy dia tranainy, ela: Hazo konka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] old, worn out (trivial) cf. tonta |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] vieux, usé (trivial); cf. tonta |
Mpanahaka | 7 goga |
Teny iditra (2/2) | 8 konka |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Tambahoaka]
hantsana, tevana 11 [1.78] [Bezanozano] tevana, loaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |