Teny iditra | 1 kononkonona |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanafinafenan-javatra any anaty akanjo tsy aseho ny betsaka, na entina ka tsy atao miharihary ny fitondrana azy fa takontakonana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] sly |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] action d'agir ou de faire en cachette, cachotterie |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |