|
|
|
|

Teny iditra1  kononkononina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Afinafenina any anaty akanjo, takontakonana: Nokononkononiny ilay mofo nomeko azy fa natahorany sao rombahin' ny namany
Fototeny  4  kononkonona
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  ikononkononan, kononkononina, nikononkonona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21