|
|
|
|

Teny iditra1  kopilapilaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandeha mivilambilana sy mitsivaka, famindra tsy mahitsy sy mivilavila
Fihetsika mampiseho hajejoana eny am-pamindrana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] démarche de travers, en zigzag
Fototeny  5  pilapilaka
Tovy hevitra  6  kopilapila

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11