Teny iditra | pilapilaka (pilaka) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Jejojejo mba hanaitra ny mason' ny lehilahy. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A word for pelapelaka [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Frétillant, sémillant, lascif [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | pilaka | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |