Teny iditra | kopilapilaka (pilapilaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandeha mivilambilana sy mitsivaka, famindra tsy mahitsy sy mivilavila Fihetsika mampiseho hajejoana eny am-pamindrana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Démarche de travers, en zigzag [1.3] | |
Tovy hevitra | kopilapila | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |