Teny iditra korataba (kotaba (taba))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao korataba be izao, rankizy? [1.1]
Ohatra Nitsotra teo am-parafara izy, fa ny eritreriny nikodingidingy, nidina ny tohatra, hitady olo-maro sy korataba. [2.529]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra kotaba

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20