|
|
|
|

Teny iditra1  kotaba (taba)
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Voambolana  8  Feo
Fanazavàna teny malagasy  9  Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao kotaba be izao, rankizy? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  disorder, noise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  tapage [1.54]
12  tapage, désordre [1.8]
Haiendriteny 
13  Tsotra :
Tovy hevitra  14  korataba

Fivaditsoratra  15  botaka, kotaba, taboka, tobaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20