Teny iditra | 1 korataba |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao korataba be izao, rankizy? |
Ohatra |
4 [2.529] Nitsotra teo am-parafara izy, fa ny eritreriny nikodingidingy, nidina ny tohatra, hitady olo-maro sy korataba. |
Fototeny | 5 kotaba |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 11 kotaba |
Fivaditsoratra | 12 atrabako, atrobaka, borataka, korataba, rako-bata |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |