Teny iditra | 1 koratata |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feo mafy toa mitapatapaka nefa maharitra tahaka ny feon' ny tongo-tsoavaly mandeha amin' ny arabe vato na ny feon' ny basimarovava mitatatata |
Voambolana |
4 Feo |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 7 atakatro, atakotra, koratata, takatrao, tatarako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |