Teny iditra | 1 mikoratata |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza feo mafy tapatapaka, mipoapoaka toy ny tongo-tsoavaly mandeha amin' ny arabe vato |
Fototeny | 4 koratata |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |