|
|
|
|

Teny iditra1  koratata
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Feo mafy toa mitapatapaka nefa maharitra tahaka ny feon' ny tongo-tsoavaly mandeha amin' ny arabe vato na ny feon' ny basimarovava mitatatata [1.1]
Voambolana  4  Feo
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Anarana :

Fivaditsoratra  7  atakotra, koratata

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31