|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  korè
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Sakalava] noana

Teny iditra (2/3)4  kore
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.78] [Sakalava] marary lava, farary
Voambolana  7  Fahasalamana

Teny iditra (3/3)8  Kore
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  10  [2.996] Korah
Fanazavàna teny frantsay  11  [2.996] Qorah
Ohatra  12  [2.996] niteraka an'i Jehosy sy Ihelona ary kore tamin'i Esao izy.
Voambolana  13  Soratra Masina
Tovy hevitra  14  kora, kora, kora
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  15  Toko sy andininy momba Kore
Lahatsoratra  16  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Kore

Fivaditsoratra  17  kore, korè, reko, roke

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08