|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  korè
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Sakalava] noana

Teny iditra (2/3)4  kore
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.78] [Sakalava] marary lava, farary
Voambolana  7  Fahasalamana

Teny iditra (3/3)8  Kore
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  10  [2.996] Korah
Fanazavàna teny frantsay  11  [2.996] Qorah
Ohatra  12  niteraka an'i Jehosy sy Ihelona ary kore tamin'i Esao izy. [2.996]
Voambolana  13  Soratra Masina
Tovy hevitra  14  kora, kora, kora
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  15  Toko sy andininy momba Kore
Lahatsoratra  16  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Kore

Fivaditsoratra  17  kore, korè, reko, roke

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30