Teny iditra korefa (refa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza. [1.10]
 Toetran' ny zavatra (lamba, akanjo, elatra...) mitaritarika na mirefarefa amin' ny tany, mila hikasika ny tany na mikasika mihitsy aza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay état de ce qui traîne ; action de traîner à terre, comme le bord, la queue des habits
Figuré: action d’agir avec lenteur dans les affaires [1.3]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra kirefarefa ~ korebareba ~ korefarefa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20