|
|
|
|

Teny iditra1  korefarefa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10#K347] sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza.
Fototeny  4  refarefa
Tovy hevitra  5  kirefarefa, korebareba, korefa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11