Teny iditra koretehina (koretika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Akorontana, asafotofoto: Nokoretehin' ny ankizy ny entana tao an-trano
Atao mirango-tsaka: Aza koretehina toy izao ny soratrao, anaka
Atao miboredika, misavorovoro: Nahoana no koretehina tahaka izany ny fiteninao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : koretehina, koretehiko, koretehinao, koretehiny, koretehintsika, koretehinay, koretehinareo, koretehin', koretehin-, koretehim-, koretehi-
Ny lasa : nokoretehina, nokoretehiko, nokoretehinao, nokoretehiny, nokoretehintsika, nokoretehinay, nokoretehinareo, nokoretehin', nokoretehin-, nokoretehim-, nokoretehi-
Ny hoavy : hokoretehina, hokoretehiko, hokoretehinao, hokoretehiny, hokoretehintsika, hokoretehinay, hokoretehinareo, hokoretehin', hokoretehin-, hokoretehim-, hokoretehi-
Filaza mandidy : koreteho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05