Teny iditra mikorirarira (korirarira (korira))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misangisangy manao vazivazy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikorirarira
Ny lasa : nikorirarira
Ny hoavy : hikorirarira
Filaza mandidy : mikorirarirà

Teny iditra mikorirarirà (korirarira (korira))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikorirarira [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20