|
|
|
|

Teny iditra1  korirarira
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  korira
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1] Sangisangy sy resadresaka entina mandrebireby hanarivana andro
Fialana fetsifetsy entina hampitaroza-dava raharaha
Tovy hevitra  18  korira

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29