Teny iditra | korokoro (koro) | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fisavorotahan-javatra, fikoavana na fahasimbana; fianjerana na firodanana ka levona ny hasoany [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Confused, thrown into disorder, spoiled [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Désordre, confusion, action d'embrouiller, de confondre, d'aveugler Liberté pour les aides-de-camp de changer d'officier, de chef [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | koro | |||||||||
Fivaditsoratra | korokoro, rokoroko |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |