Teny iditra | kororosy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra Fionganana. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A sliding, a falling down [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Glissement d'une chose qu'on pousse [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | ankororosy | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |