Teny iditra korotika (rotika)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Rovitra, kotika, toa voakaikikaikitra be ihany: Korotiky ny nendra ny tarehiny [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05