Teny iditra | 1 mikorotika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Rovitra, kotika Simba Misavorovoro Simba, mikorontana: Mikorotika ny fihavanan' ny roa tonta |
Fototeny | 4 korotika |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |