Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
kosesy
Sokajin-teny
mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy
Atao na lazaina tsisy fiatoana, haingana tsy an-kijanona; miverina matetika, mitohitohy tsy mijanona
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
manakosesy
,
mikosesy
matoantenin' ny iharana :
akosesy
,
tafakosesy
,
voakosesy
matoantenin' ny fameno :
anakosesena
,
ikosesena
anarana :
fanakosesena
,
fanakosesy
,
fikosesena
,
fikosesy
,
mpanakosesy
,
mpikosesy
mpamaritra :
kosesisesy
,
mahakosesy
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31