Teny iditra | 1 kotabaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy avala hilamina na hiasa fa anaovana tabataba; helingelenina: Aza kotabaina raibenareo, rankizy, fa miasa |
Fototeny | 4 kotaba |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 atakobany, ikotabana, kotabaina, kotabanay, nabitakao, natobakay, nitaboaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |