|
|
|
|

Teny iditra1  kotabaina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  kotaba
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Tsy avala hilamina na hiasa fa anaovana tabataba; helingelenina: Aza kotabaina raibenareo, rankizy, fa miasa

Fivaditsoratra  9  atakobany, ikotabana, kotabaina, kotabanay, nabitakao, natobakay, nitaboaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29