Teny iditra (1/3) | 1 kotika |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Rovitra sy potipotika, simba sy misafotofoto [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 déchiré, mis en pièces, réduit en menus morceaux ; comparer au sanscrit kuttak [1.196] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 7 kotikotika |
Mpanahaka | 8 1.1=rotika |
Teny iditra (2/3) | 9 kotika |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Karazam-borona [1.1] |
Voambolana |
12 Haibiby: vorona |
Teny iditra (3/3) | 13 kotika |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 Hazo misy tsilony; fanao fanafody fampivalanana ny fakany [Sakalava]
[1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 (sens général : ). Nom donné à diverses plantes dont les rameaux hachés menus servent à faire des paillasses. Elles ont la réputation d'être insectifuge. Ce sont surtout : 17 Croton sp. (Euphorbiaceae) Signalé par Leandri et Faublée. [Sakalava] 18 Flueggea microcarpa Blume (Phyllanthaceae) (d'après Humbert 19029). [Tankarana] [1.196] |
Voambolana |
19 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 21 kitoka, kotika, tokika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |