Teny iditra manakotika (kotika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To fray, to tear, to harass [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Déchirer, râper des vêtements [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakotika
Ny lasa : nanakotika
Ny hoavy : hanakotika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20