Teny iditra |
Koto
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (fanampin' anarana)
|
Famaritana malagasy | Anarana iantsoana zazalahy kely (mitovy amin' ny "bozy" ho an' ny zazavavy kely ) [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a common name for little boys [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | nom de garçon [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Mpanahaka |
Bozy ~
Ikalakely |
Ohatra | hanina ny tokantrano kany hahita an' I Koto sy Kala ary ny vady malala no mamelovelo ao am-pony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 41]
|
Teny nalaina |
|