Teny iditra fanakotrana (kotrana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manakotrana, manofokofoka, manakorontana [1.1]

Teny iditra fanakotrana (kotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandaniana tsiro ny tany amin' ny tsy fanovaovana ny fambolena atao aminy, fandevonana, fanimbana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20